Teny iditra (1/2) | 1 maka saina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [1.1] |
Tovy hevitra | 4 mila saina |
Singan-teny | 5 maka, saina |
Teny iditra (2/2) | 6 maka saina |
Sokajin-teny | 7 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy | 8 same as maka rivotra: to take exercise, seeking fresh air. [1.2] |
Tovy hevitra | 9 maka rivotra |
Singan-teny | 10 maka, saina |
Fivaditsoratra | 11 maka saina, manasaika, sakamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/03 |